FandalinanaTononkalo malagasy voalohany
"Midira ao an-tranoko, ry lalitra malala", nosoniavin'i R. BARON
LahatsoratraAkanga Tsara Soratra - sampana Antananarivo
Lanonam-pananganana - 22 aogositra 2026 - Tranombokim-pirenena Anosy
TapatapakahitraRaharintsoratra sy ny tononkalo lava
Poeta sady mpandalina ny teny malagasy. Tapatapakahitra niarahany tamin'i Tsikimilamina Rakotomavo
TapatapakahitraORIMA, boky faharoan'i Ni Fampita
Tapatapakahitra niarahany tamin'i Heriarilala Andriamamonjy
FandalinanaOntam-pitiavan'ny "Teto"
tononkiran'Andrianarisoa Jean Maurice (Rambao), nohadihadin'i Toetra Ràja
LahatsoratraTaorian'ny fahafahana, nisafidy ny firotsahana ny "Printemps des Poètes 2027"
Fandikan'i Toetra Ràja ny lahatsoratr'i Hocine Bouhadjera
FandalinanaValin-taratasy
tononkalon'i Rianaly, setrin'ny Taratasy sy laoka an'i Randja Zanamihoatra
TapatapakahitraDimy andro misandratra
Tapatapakahitra nifanaovan'i Mahefa tamin'i Toetra Ràja - Poetawebs.
TapatapakahitraAntson'ny Avo : Poeta Mitia
Ny sora-kanto dia asasoratra manaitra nefa tsy mankaleo ny mpamaky ka sady ahitany fy no misy akony miabo...
FandalinanaFamaritana ny poeta
feony ireo mpandalina literatiora avy amin'ny oniversiten'Antsiranana
FandalinanaFamaritana ny literatiora
natolotry ny mpianatry ny oniversiten'Antsiranana lalam-piofanana Malagasy
SehatraSehatra mampiroborobo ny rohin'ny boky
Hevitry ny Mompera Rabenirina sy ny mpanoratra Rabenandrasana
SehatraNy anjara toeran'ny boky araka ny fijerin'ny mpanoratra
Avy amin'ny mpanoratra roalahy: i Zo-Maminiriana sy i Mahefa








